Confection & Sérigraphie

Confection & Sérigraphie Manao ny asa rehetra momban'ny zaitra, ary loa manao serigraphie (tee shirt, casquette, sac,...)

Hoanareo fiangonana💒🏰,sekoly🏠,fikambanana maro samihafa👯,na olon-tsotra🧝maniry hanao tee shirt ,👕,polo👚,kitapo🎒,casquett...
16/02/2022

Hoanareo fiangonana💒🏰,sekoly🏠,fikambanana maro samihafa👯,na olon-tsotra🧝maniry hanao tee shirt ,👕,polo👚,kitapo🎒,casquette 🧢,,,sns,,,,
Aza misalasala miantso anay fa afaka manome fahafahampo anao izahay
Lieu:Itaosy
Contact :0347297477

04/12/2021

Salama tompoko!
Tonga indray ity ny fety,👯🖐️
Aza misalasala ary mandefa ny comandenao raha misy atao any,👆toy ny tee shirt👕,lambahoany🧣,casquette🧢,sac reetra👜🛍️🎒,,,sns,,,,izay atao serigraphie io na zaitra.
Misaotra o!😍😍🙏

19/11/2021

Salama daholo indray,,,
Ho anareo izay hanjaitra na anao Sérigraphie dia aza misalasala miantso anay fa afaka manampy anao izahay
Tel:0347297477 misaotra tompoko

04/10/2021

Salama tompoko...hianareo izay hanjaitra na inona na inona,Izahay dia afaka manjaitra manao serigraphie ihany koa toy ny tee shirt,polo,casquette,,,sns,,,antsoy ary ny 0347297477 raha misy anampiana anao
Misaotra tompoko

Iza no mbola tsy nahazo???Alatsaka amin'izay ny vidiny zay haka azy1place:60000ar2place :80000arAtaovy ary ny comandenao
02/07/2021

Iza no mbola tsy nahazo???
Alatsaka amin'izay ny vidiny zay haka azy
1place:60000ar
2place :80000ar
Ataovy ary ny comandenao

Arrivage bodofotsy frip titanic Tsara be, sady manafana tsara aminizao ririnina izao,ataovy ary ny commande nao,2placeS ...
20/06/2021

Arrivage bodofotsy frip titanic Tsara be, sady manafana tsara aminizao ririnina izao,ataovy ary ny commande nao,2placeS sy 1place

29/05/2021

Salama tompoko,izahay dia manao asa momban'ny zaitra izay tinareo sy safidinareo😊😊alefaso ary ny comande fa ataonay daholo prix tsy lafo

07/05/2021

Ho atsika reetra izay anome cadeau an maman😊😊efa akaiky izao ny fête de mère,izahay dia manjaitra akanjo,na poketra izay ilainao sy tinao ary safidinao👍👕👗👘👜💼🎒 atao cadeau an maman,
mandefa gros izahay ary arakaraky ny isany no vidiny☺😊madefa any amin'ny faritra

Salama tompoko,izahay dia manao ny asa rehetra momban'ny zaitra,vita amin'ny lamba soga sy lain.Toy ny sac à boisson,sac...
05/05/2021

Salama tompoko,izahay dia manao ny asa rehetra momban'ny zaitra,vita amin'ny lamba soga sy lain.
Toy ny sac à boisson,sac à dos,cartable ary poketra isan-karazany izay tianao sy arakarakiny refy ilainao,ary manisy logo koa izahay
Mp izay liana

Address

Itaosy
Antananarivo

Telephone

+261347297477

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Confection & Sérigraphie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category