29/08/2026
TSAPANAO
Tsapanao mihitsy anie hoe tia anao ny foko
Fantatrao tsy afenina fa tsy mbâ nokoboniko
Izy mb' efa tena niala ilay mitia antsokosoko
Dia aza mba ratraina amin' olon- tsy tononiko
Efa nolazaiko hoe tsy tiako aloha dia tsoriko
Mba koloinao tsara moa ilay fitiavana naoriko eh!😔
HERY ZoMa