Faly tahinjanahary

  • Home
  • Faly tahinjanahary

Faly tahinjanahary 🌿 Manampy anao ho salama amin’ny fomba natoraly
💚 Torohevitra sy sakafo mahasoa isan’andro
⚠️ Tsy soloina dokotera
📩 DM raha mila fanazavana

09/06/2026

Hheeeyy**Fihetsika Kely monja dia afaka manova zavtra bé dia bé ! 👶✨**

Kely loatra ny zazakely ka matetika tsy mahay miteny hoe aiza no marary aminy: torovana, tsemboka, satry hatory nefa tsy mahita tory, sa misy gazy ny kibony?

Fantatrao ve fa amin'ny alalan'ny fanorana moramora ny faladiany ihany, dia efa afaka manamaivana ny fijaliany ianao? Ny *réflexologie* ho an'ny fahasalaman'ny zaza dia fomba voajanahary sy malefaka be azonao ampiharina ao an-trano.

Ireto misy teboka 5 mampitony izay tokony ho fantatry ny ray aman-dreny rehetra (jereo ny sary 📸):

🔹 **Lohany sy ny sinus:** Manampy amin'ny fanalefahana ny tsentsina sy ny aretin-doha (eo amin'ny loha rantsan-tongotra).
🔹 **Tratra sy havokavoka:** Mampitony ny kohaka sy manamora ny fisefoana.
🔹 **Vavony:** Manala ny gazy sy ny tsy fahazoana aina amin'ny kibo.
🔹 **Tsinay:** Manatsara sy manampy ny fandevonan-kanina.
🔹 **Faritra fampitoniana:** Manampy ny zazakely ho tony tsara sy ho taty hatory.

⚠️ *Fanamarihana: Fampitoniana vonjimaika sy feno fitiavana ireto fa tsy misolo toerana ny hevitry ny dokotera raha tena tsy salama ny zaza.*

parenting

09/06/2026

🇲🇬❤️ Detoxin pad natoraly manavotra
Raha toa ka mafana hoditra; miakatra tosidra; marary vavony; maloiloy tsy mahazo aina mihitsy (na mandoa); mangotsoka vanintaolana ; fanina na marary an-doha ; mikohaka; jenjin'orona; sns...
:
Alaina ny tongolo oignon ilay mena tsara ireny. Didiana ho boribory manify.
Ary apetaka amin'ny faladian-tongotra. Fehezina sachet manify na amin'ny bakiraro.
Avela eo mandritra ny adiny 4 na ny alina tontolo.
((Zarazarao tompoko))

Mirary soa hatrany dia mba zarazazarao maximum fa mahasoa anao sy ny hafa merci 🙏🤗🇲🇬

Aza hadino hatrany manaraka ny page-tsika raha tehahazo zavatra mahasoa sy mahaliana isanadro ianao 👉 Tsior K. 🇲🇬❤️ Na kitiho fotsiny ilay soratra mangakely hoe suivre ery ambony indrindra dia tafiditra ianao merci 👍

Indrana

06/06/2026
04/06/2026

➡️ manimba fahasalamana ny tsy fahampian-drano :

‼️tena mahery fofona ny pipy satria concentré be ny urée, ammoniac.
‼️ rehefa tsy ampy rano... Mora handairan'ny infection urinaire ihany koa satria tsy mikoriana ara-potoana ny amany (midio)
👉🏿Ny rano dia akora ampiasain'ny vatana manadio : fantson'amany. tandremo fa raha tsy ampy rano ianao dia mety hiforona ao ny calcul na lithiase rénale ka mety hanentsina ny fantson'amany, hiafara amin'ny insuffisance rénale ‼️ poa poa

‼️ Reradreraka, kamokamo, mararirary loha, fanimpanina, te hatory lava: mety tsy ampy rano ihany koa, anisan'ny singa mamelona ny ati-doha ny rano, rehefa tsy ampy rano Izy Dia ireo no anisan'ny fitarainana ataony.
‼️Tsy de mikaka (mangery) tsara, mafy tay, mety tsy ampy rano ianao (toy ny fotaka tsy ampy rano e, mafy io, rehefa ampy rano io dia malemy kokoa)

‼️Mamofona ny hatsembohana : ampio ny rano sotroina manala ny loto miteraka fofona.

‼️ mamofona ny elika , maimbo ny tongotra ? Misasà matetika amin'ny rano , Mazotoa misotro rano.

❤️ aza adino ihany koa fa ny rano dia mitondra hery, mampifantoka ny saina, manatsara ny fikorinan'ny rà

🚨Na mangatsiaka aza ny andro, misotroa rano 1,5-2litatra isanandro

🔀 aza adino ny mizara
❤️samia tahian'Andriamanitra e

Dokotera Zafiniavo Médecin urgentiste

04/06/2026

> Heeeeyyy 🛑 **Tsy ny ady rehetra no mendrika hatrehana.**

> Ny olona hendry dia tsy mamaly fihantsiana🥰🥰, satria fantany fa:
> * Ny mangina dia manala ambopo ny mpampijaly.😔
> * Ny mangina dia mandresy rehefa tsy misy dikany ny resaka.👍👍
> * Ny mangina no miaro ny fiadanana ao anatinao
>
>
> 💪 **"Satria izay tsy mendrika ny herinao, dia tsy mendrika ny teninao koa."**

>

Address

Ampitatafika

101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Faly tahinjanahary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your establishment to be the top-listed Arts & Entertainment?

Share