02/04/2024
Terrain synthétique eto Soavinimerina, Avaradrano
⚽ Foot à 7 : 45.000Ar
⚽ Foot à 5 : 30.000Ar
🚗 Parking malalaka tsara sady misy mpiambina, misy rano azo hanaovana do**he sy toilette, ...
🫴 Afaka mandray fivoriam-pianakaviana, team building, fiarahan'ny samy mpinamana, mandray kotrana club, ... ihany koa izahay.
🫴 Misy chalet, labatatra, seza, lakozia, ...
Contact : +261384997969
⚽🍀 Ho avy ny Tournoi OPEN MAFY be 2 fa omany ny ekipanao, sady jeu à 7 🍀⚽