30/03/2022
Andao indray ary eeh, izay mbola tsy nahazo dia tongava indray hilalao ity lalao loto miavaka ary tokana eto Madagasikara ity🎰👌izay tsy maintsy misy mpandresy ka mahazo lela-vola be.
Ny Zoma 01Aprily izao indray ny fotoanantsika @ 6ora hariva no ilalaovan-tsika ny tontona 1.000.000Ar
@ 7 ora hariva kosa 2.000.000Ar
Misokatra manomboka amin'ny 09 ora maraina⌚️ny toerana ka mahazo tombony ianareo tonga aloha satria dia mety hahazo an'ilay Extra Bingo 🔥10.000.000 Ar🔥 amin'ny karatra 500 Ar ny iray raha toa ka mahafeno ny karatrao ianao nefa tsy mbola mihoatra ny 40 isa akory ny boules nivoaka🎈
Misy sakafo sy zava-pisotro amidy ety an-toerana.🍜🥂
Efa maro ireo nahazo isakin'ny lalao miavaka toy izao ka mba sao dia ho anjaranareo indray izao☘️ ?
🛕Villa Pradon Antanimena ny toerana.
Entano hatrany ny namana ary aza adino ny manisy j'aime ny page 👍.
⚠️⚠️Ho hajaina tanteraka ireo fepetra ara-pahasalamana rehetra.
📞 034 83 163 77 / 034 07 147 66