NGIAH Be personnal barber

NGIAH Be personnal barber Ity pejy ity dia entiko hampisehoana ny asa tanako

Promotion jusqu'au fin d'année chez Ngiah Be !      Service à domicile à partir de 10000 ar , que ce soit coupe homme , ...
13/11/2023

Promotion jusqu'au fin d'année chez Ngiah Be !
Service à domicile à partir de 10000 ar , que ce soit coupe homme , femme ou enfant !
Pour la coupe avec soin et finition , ça ira de 15000 ar que ce soit pour étranger ou malagasy ! Sans exception !
Pour reserver , appelez le numéro 0347747410 pour plus d'infos !

Miarahaba antsika mpitsidika ity pejiko ity aho ary mankasitraka ireo mpanaraka ihany koa fa ianareo no manome hery ho a...
01/07/2023

Miarahaba antsika mpitsidika ity pejiko ity aho ary mankasitraka ireo mpanaraka ihany koa fa ianareo no manome hery ho ahy mba hanohizako sy hanatsarako kokoa ity sehatra iray izay hilomanosako izao ! Dia ny asa fanetezana volon'ny lehilahy izany , ary efa manana tolotra momba ny vehivavy sy ny taovolony ihany koa !

Ny resaka services à domiciles izany aloha no tiako ho tsindriana ato !
Isika mponina eto Ivato sy ny manodidina moa izany dia mahazo tombony satria raha 15000 ar no sarany ho an'ny faritra ivelany dia 12000 ar ho antsika ato anatiny !
Ny coupe @ izany services à domiciles izany dia izay coupe sur commande safidian'ny mpanjifa na am_bava na manana catalogue !
Marihiko koa fa tarifs coupe tsotra ihany ireo fa raha coupe + soins + finitions kosa dia +5000ar !

Izay indray aloha ry mpanaraka sy mpitsidika fa mametraka ny firarian_tsoa ho antsika mianakavy indray i Ngah Be ary raha mba te hiantso ahy @ resaka momba ny asako dia antsoy mivantana ny laharana 0347747410 dia any mahita izay mahasoa !
Mankasitraka Itompokolahy ! Mankatelina Itompokovavy !

10/06/2022
22/12/2021
Ny DREADS aloha tsy vitako fa raha hanapaka kosa antsoy aho e!  Merci lesy JACQUELIN ( GÉRANT , PROPRIÉTAIRE ET CHEF DU ...
15/12/2021

Ny DREADS aloha tsy vitako fa raha hanapaka kosa antsoy aho e!
Merci lesy JACQUELIN ( GÉRANT , PROPRIÉTAIRE ET CHEF DU RESTAURANT : CHEZ YAARON CHAN)
Nanao ny sonia: Ngah Be
0347747410

Ngah Be ! ZARAINA HO AN'IZAY MAHAY MANKASITRAKA AZY NY TALENTA NY ANAY FA TSY KOBONINAY HO ANAY IRERY !    Ngah Be 03477...
15/12/2021

Ngah Be !
ZARAINA HO AN'IZAY MAHAY MANKASITRAKA AZY NY TALENTA NY ANAY FA TSY KOBONINAY HO ANAY IRERY !
Ngah Be 0347747410

Buzz cut + degradée haute sémi tombante avec DAX  Ngah Be!
15/09/2021

Buzz cut + degradée haute sémi tombante avec DAX
Ngah Be!

Juste countouring + simple design !Ngiah Be0347747410
04/08/2021

Juste countouring + simple design !
Ngiah Be
0347747410

Self cutting! Semi high taper fade ( blow out)Ngah Be
24/07/2021

Self cutting!
Semi high taper fade ( blow out)
Ngah Be

Ny adiresy tsy miova eee! Lot IIA61 Antanetibe Antalamohitra Antehiroka ! ( répère SAHA EDENA)Ny laharana: 0347747410
18/07/2021

Ny adiresy tsy miova eee!
Lot IIA61 Antanetibe Antalamohitra Antehiroka ! ( répère SAHA EDENA)
Ny laharana: 0347747410

Tsara ny asantsika ary tsy maintsy afa po vao miala eee! Ngiah Be
13/07/2021

Tsara ny asantsika ary tsy maintsy afa po vao miala eee!
Ngiah Be

Address

Ambohijanahary Antehiroka
Antananarivo

Telephone

+261347747410

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NGIAH Be personnal barber posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share