13/07/2025
Camping de katsaoka FC dia manolotra anao:
—-CAMPING TOURNAMENT——édition 2025
Tonga ilay fotoana niandrasantsika rehetra😁
CAMPING TOURNAMENT dia Fifaninana natao ho an’ny ankizy karakarainay ato amin’ny Camping de Katsaoka🫶🏽
Izay atao ny: 02 sy 03 aogositra 2025 ho avy izao🤙🏼
💛Catégorie:U11 sy U13
Droit d’engagement:150.000
🎮Hisy air de jeux ho an’ny ankizy
🎧Hisy animation Dj au piscine ihany koa
💃🏿Hisy ihany koa ny zumba party eny an-toerana ho antsika ray aman-dreny tia mandihidihy🫶🏽
Fifaninana izay hotanterahina eny amin’ny Kianja synthétique Foot à 7 camping de katsaoka🏟️
Efa misokatra ary ny fisoratana anarana ka aza tara fa voafetra ny toerana🙌
🚀Andao sady hifaninana no sady hilalao.