Fanilon'ny Finoana

Fanilon'ny Finoana 📖 Fanilon'ny Finoana "Ny Teninao no fanilon'ny tongotro sy fahazavana ho an'ny lalako."
(1)

(Salamo 119:105) 🙏 Tenin'Andriamanitra isan'andro ✨ Finoana • Fanantenana • Fitiavana

14/06/2026

miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i Jesoa tompoko ♥️🙏

"MANAPAKA AMIN'NY FAHEFANY NY TOMPO"Koa raha ny Zanaka no hahafaka anareo, dia ho afaka tokoa ianareo.— Jaona 8 : 36
09/06/2026

"MANAPAKA AMIN'NY FAHEFANY NY TOMPO"

Koa raha ny Zanaka no hahafaka anareo, dia ho afaka tokoa ianareo.

— Jaona 8 : 36

Mofonaina talata 09 jona 2026Ary tamin'izany dia nanatona an'i Jesoa ny renin'ny zanak'i Zebedio mbamin'ny zananilahy, d...
08/06/2026

Mofonaina talata 09 jona 2026

Ary tamin'izany dia nanatona an'i Jesoa ny renin'ny zanak'i Zebedio mbamin'ny zananilahy, dia niankohoka ka nangataka zavatra taminy.Ary hoy Izy taminy: Inona no irinao? Dia hoy ravehivavy taminy: Mandidia mba hipetrahan'ireto zanako roa lahy ireto, ny anankiray ho eo amin'ny ankavananao, ary ny anankiray ho eo amin'ny ankavianao, ao amin'ny fanjakanao.Fa Jesoa namaly ka nanao hoe: Tsy fantatrareo izay angatahinareo; hainareo va ny misotro amin'ny kapoaka izay efa hisotroako? Hoy izy roa lahy taminy: Hainay ihany.Hoy kosa Izy taminy: Hisotro amin'ny kapoakako tokoa ianareo; fa ny hipetraka eo an-tanako ankavanana sy eo an-tanako ankavia, dia tsy Ahy ny hanome izany; fa izay nanamboaran'ny Raiko izany no homena.

— Matio 20 : 20 - 23

07/06/2026

Miarahaba antsika amin'ny anaran'i Jesoa kristy tompontsika tompoko.
Ity pejy ity dia nataonao mba hizaràna ireo soratra masina sy Tenin'Andriamanitra.
Ho fampaherezana sy fitaizàna n'y finoantsika.
Mirary soa samia ho tahian'Andriamanitra😍😘

Address

Antananarivo
ANTANANARIVO101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanilon'ny Finoana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share