Tsiory Hasina - Pejy

Tsiory Hasina - Pejy Izay fihetsehan'ny lohako fa indraindray alefako ato indraindray ataoko amin'ny compte manokana ny post.

ato e
06/06/2026

ato e

Ça faisait longtemps, non ? 🙃

Retrouvons-nous ce samedi pour une scène ouverte slam !
📍 À la médiathèque de l'Ifm Madagascar
⏰ Dès 14h00

Venez nombreux, l'entrée est libre et le micro n'attend que vous ! 🎤✨

31/05/2026

Miarahaba ireo vangabao rehetra koa fa ry zareo mantsy mi-renireny.

22/05/2026

Bonne nuit lezanfa

radem ato misy tournoi
14/05/2026

radem ato misy tournoi

Salama ry vahoaka 🎙️

Misy tournoi ny zoma izao 🥳
📅15 mai 2026
⌚ 3 ora hariva
📍 IKMalagasy - Ivon-toeran'ny Kolontsaina Malagasy

Ny lohahevitra amin'io dia Ranavalona 👑
Ny lahatsoratra amin'ny fifaninana dia atao amin'ny teny malagasy 🇲🇬
Maimaimpoana ny fandraisana anjara 💵

Mitondra namana sao mba manampy amin'ny fandresena 😂🥳

Izay fa tongava maro 😙😙

Ny tontolo na sondenda Ny aty tsy mpanao make up Soratra tsy misy filtre No vingitina mandrapikipy Tsiory Hasina - "izay...
13/05/2026

Ny tontolo na sondenda
Ny aty tsy mpanao make up
Soratra tsy misy filtre
No vingitina mandrapikipy

Tsiory Hasina - "izay sy izay"

ato indray aloha radem ry lerouny e
12/05/2026

ato indray aloha radem ry lerouny e

La scène ouverte universitaire est de retour 🥳🥳
📅13 mai 2026
⌚15 h
📍ADMC CRAAM

Plutôt du genre à déclamer ou à écouter ? Dites-le nous en commentaire ! 👇

👉 Slameurs : Inscription sur place.

👉 Public : Prévoyez vos meilleurs applaudissements.

On se voit là-bas 😏

Bisou bisou

12/05/2026

Avec Moni Ivosoa – Je fais désormais partie de ses super fans !🥳😂

07/05/2026

Salama ry lerouny e

Portrait chinois indray ny style-tsika manaraka 🫣
Any amin'ny scène lavalava e 😂

Porte feuille hitako latsaka vao maraina teo Analamahitsy, raha ato ny tompony dia te hiteny hoe  kimasaoninao ianao fa ...
17/09/2025

Porte feuille hitako latsaka vao maraina teo Analamahitsy, raha ato ny tompony dia te hiteny hoe kimasaoninao ianao fa tsisy na ariary ary tao anatiny
Mba mahalalà menatra 🙄

Address

Ambohitrahaba
Antananarivo
103

Telephone

+261325137280

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsiory Hasina - Pejy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Tsiory Hasina - Pejy:

Share