RTJ.Art

RTJ.Art Bienvenue sur ma page mes amis ! Je vous remercie de prêter un peu de votre temps au visionnage de

Pensais-tu que la mort du méchant serait douce ? Que le silence de Dieu serait éternel ?
17/06/2025

Pensais-tu que la mort du méchant serait douce ? Que le silence de Dieu serait éternel ?

Fahaleovan-tena ? Azo hoanina ve izany ? Omeo 100ar aloa za hividianako vary
13/06/2025

Fahaleovan-tena ? Azo hoanina ve izany ? Omeo 100ar aloa za hividianako vary

L'incéssant combat entre le bien et le mal
12/12/2024

L'incéssant combat entre le bien et le mal

How beautiful God made the world ? -2follow me for more Christian art 😉
11/12/2024

How beautiful God made the world ? -2
follow me for more Christian art 😉

God: "I will give you a new heart and put a new spirit in you"RTJ.ArtDone on medibang
11/12/2024

God: "I will give you a new heart and put a new spirit in you"
RTJ.Art
Done on medibang

Rehefa mipetrapetraka, maka aina iny avy niasa mafy dia misy rivotra mora mangatsika mitsoka miaraka amin'ny masoandro m...
10/12/2024

Rehefa mipetrapetraka, maka aina iny avy niasa mafy dia misy rivotra mora mangatsika mitsoka miaraka amin'ny masoandro mitifitra kely manafana sady manazava ny andro. Misokatra ny maso ary mahatsiaro tena ho tahin'Andriamanitra... 🤗

Sary fanehoana nataoko

How beautifully was this world made ?Fait sur medibang
09/12/2024

How beautifully was this world made ?
Fait sur medibang

Ny fo hipoaka ny vatana milefitraCa va tsara ve ?Ca va tsara ka... 🫠Fait sur medibang paint pro
31/10/2024

Ny fo hipoaka ny vatana milefitra
Ca va tsara ve ?
Ca va tsara ka... 🫠

Fait sur medibang paint pro

Ny mimenomenona tsy mandrisika ny olona hanao tsara kokoa fa mandrisika azy hankahala anao bebe kokoa. Tsy misy lalan-dr...
23/10/2024

Ny mimenomenona tsy mandrisika ny olona hanao tsara kokoa fa mandrisika azy hankahala anao bebe kokoa.
Tsy misy lalan-dririnina ny fifaneraserana aman'olona fa miantso antsika ny Tompo mba hitsara marina hatrany.
Sary fanehoana 🙌

Compliqué ve ilay FITIAVANA ?Tsy vitan'ny sary tokana ilay hafatra de aleo ndray atao type "comic strip" indray Enjoy ! ...
10/10/2024

Compliqué ve ilay FITIAVANA ?
Tsy vitan'ny sary tokana ilay hafatra de aleo ndray atao type "comic strip" indray
Enjoy ! 😁

Ta valeur ne dépendra pas de ce que tu aurais accompli mais de ton ardeur à rechercher la paix en Dieu/Jésus. L'homme te...
07/09/2024

Ta valeur ne dépendra pas de ce que tu aurais accompli mais de ton ardeur à rechercher la paix en Dieu/Jésus.
L'homme te jugera selon ta notoriété / ta force / ton pouvoir / tes accomplissements mais Dieu te jugera selon l'état de ton esprit.

Mizatra tena ndray aloha, fa efa elaela tsy nanao sary 😁Hope you enjoy !
20/07/2024

Mizatra tena ndray aloha, fa efa elaela tsy nanao sary 😁
Hope you enjoy !

Address

Antananarivo
101

Telephone

+2618057111

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RTJ.Art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category