06/02/2026
Peinture sur toile
Peinture acrylique
Titre :LA CONVERSION
20,3*60,2 sans cadre (cadre selon le goùt et désir de l acheteur )
48€/57$CA
♥️🫴💐💐💐Rahefa jerena hatrany ambony ka hatrany ambany Ilay tableau dia maneho olona iray .
io Olona Iray io Rahefa nihinana tamin ny hazon'aina
[🔥Ary hoy Jehovah Andriamanitra: Indro, ny olona efa tonga tahaka ny anankiray amintsika ka hahalala ny tsara sy ny ratsy; ary ankehitriny, andrao haninjitra ny tanany izy ka hakany koa ny hazon'aina, ary hohaniny, ka ho velona mandrakizay izy; — Genesisy 3 : 2🔥]
♥️🫴dia Tonga niova ny fisainany
[🔥Ary aza manaraka ny fanaon'izao tontolo izao; fa miovà amin'ny fanavaozana ny saina, hamantaranareo ny sitrapon'Andriamanitra, dia izay tsara sady ankasitrahana no marina*. [*Grika: tanteraka]. — Romana 12 : 2🔥]
♥️🫴Ary satria Jesosy Ilay hazon'aina Zay nohaniny dia tonga nandova fiainana mandrakizay ny fanahiny ary io hazon'aina io Zay Jesosy no nanome azy fanomezana dia ny Fanahy Masina Izay tonga miboiboika ao an kibony.
🫴Zany hoe miha midina ianao mijery Ilay sary
[🔥fa na iza na iza no misotro ny rano izay homeko azy dia tsy hangetaheta mandrakizay; fa ny rano izay homeko azy dia ho loharano miboiboika ao anatiny ho fiainana mandrakizay. — Jaona 4 : 14🔥
🌊🌊TRADUCTION🌊🌊🌊
♥️🫴En regardant du haut jusqu en bas le tableau ,nous voyons une personnage ,qui a mangé l arbre de la vie .
Genèse 3:3
🔥[3]Mais quant au fruit de l`arbre qui est au milieu du jardin, Dieu a dit: Vous n`en mangerez point et vous n`y toucherez point, de peur que vous ne mouriez.
♥️🫴En mangeant l arbre ,sa façon de penser a changé.
Romains 12:2
🔥[2]Ne vous conformez pas au siècle présent, mais soyez transformés par le renouvellement de l`intelligence, afin que vous discerniez quelle est la volonté de Dieu, ce qui est bon, agréable et parfait.
♥️🫴Puisque l arbre de vie était Jesus lui même donc il a herité la vie éternelle.Jesus lui a offert aussi un bon cadeau le saint Esprit qui abrite dans son ventre ,ce que vous voyez au milieu du tableau .
🔥Jean 4:14
[14]mais celui qui boira de l`eau que je lui donnerai n`aura jamais soif, et l`eau que je lui donnerai deviendra en lui une source d`eau qui jaillira jusque dans la vie éternelle.