Lé Zamis

Lé Zamis LeZ'Amis

Tanora manan-talenta mitambatra🎬

Manasa antsika manasa ny Rehetra izay afaka ho tonga🎬
29/10/2025

Manasa antsika manasa ny Rehetra izay afaka ho tonga🎬

07/09/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Franck Elie Andriamboavonjy, Mitia Ny Anjara, Om-Guy Rakotoniaina ✨

04/03/2024

Casting Special🎬

Rahagahy Lehibe(Ray mpianakaviana)
manodidina ny 44 hatraim ny 50 taona eo no ilaina?
Mba lava ranjanana na manodidina ny 1.65 hatram ny 1,70 eo ho eo
Zarazara hoditra
Midirà mp mandefa sary lava sy ny mombamomba raha mahaliana anao🙏🏼

Misaotra antsika rehetra izay namaly ny antso tamin'ny Formation niarahana tamin'ny  👥🫂 ny 📆Sabotsy 17 sy Alahady 18 Feb...
19/02/2024

Misaotra antsika rehetra izay namaly ny antso tamin'ny Formation niarahana tamin'ny 👥🫂 ny 📆Sabotsy 17 sy Alahady 18 Febroary lasa teo. Nahafinaritra ny fiarahana, satria sady nilalao no nahazo fahalalàna ny tsirairay.
Araho hatrany ny Pejy hanarahina ny vaovao samihafa😁


03/02/2024

Hiangaviana tompoko ianareo lany tamin'ny casting rehetra mba handefa mp ato amin'ny page
Anarana feno plus numéro tamin'ny casting no alefanareo
Misaotra tompoko

Miarahaba antsika rehetra😀. Indro ary ny valin'ny casting izay niarahana tamin'ny   ny🗓️ 27 Janoary lasa teo. Mankasitra...
03/02/2024

Miarahaba antsika rehetra😀. Indro ary ny valin'ny casting izay niarahana tamin'ny ny🗓️ 27 Janoary lasa teo. Mankasitraka antsika rehetra izay nandray anjara rehetra😁
Aza miala alavitra, araho foana ny pejy fa hivoaka tsy ho ela ny daten'ny formation


́trage

02/02/2024

Hivoaka rahampitso ny valin'ilay casting natao ny 27 lasa Teo ka aza miala alavitra isika nandray anjara rehetra

Mankasitraka 🥰

Misaotra antsika rehetra nandray anjara tamin'ny grand casting🎬🎞️ izay nokarakarain'ny Lé Zamis 🙏 fa maro be ianareo no ...
27/01/2024

Misaotra antsika rehetra nandray anjara tamin'ny grand casting🎬🎞️ izay nokarakarain'ny Lé Zamis 🙏 fa maro be ianareo no tonga. Misaotra an'ireo membres de jury ihany koa ary farany ireo mpikambana rehetra.
Araho tsy tapaka ny page fa eto no hanarahina ny vaovao rehetra 🥰



́trage

Aza adino ah, rahampitso ary ny fotoanantsika @ le Grand Gasting🎞️🎬. Hiarahana @ ireo jury izay manana ny maha izy azy.....
26/01/2024

Aza adino ah, rahampitso ary ny fotoanantsika @ le Grand Gasting🎞️🎬. Hiarahana @ ireo jury izay manana ny maha izy azy.. 🕘@ 9 ora maraina hatramin'ny 🕒3 ora tolakandro.
Aza adino ny sary tapaka 2 ary sary lava 1🌇
Tongava maro ary eh!


́trage

Aza adino zareo an😁efa am sabotsy tyh an,Tongava maroTonga eo amin'ny tavoahangy analakely ianareo miantso de misy mitse...
23/01/2024

Aza adino zareo an😁efa am sabotsy tyh an,
Tongava maro
Tonga eo amin'ny tavoahangy analakely ianareo miantso de misy mitsena🥰🥰
Any isika mifankahita daholo😘

Tonga ilay nendrasana ôô,aiza daholo tsika😁😁
Indro Ary ny grand casting
Tongava zareo an
Any isika miaona😁♥️

Address

Antananarivo

Telephone

+261343925446

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lé Zamis posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Lé Zamis:

Share

Category