Rova's delicious food

Rova's delicious food ❣️Sakafo matsiro isan-karazany mirary 👌😚😋💋💌Mandroso o❣️

19/10/2025

Réalisations🥰❤️😘😍

Prix Promotion be ti, cadeau fête de mèretena oe matsiro🤤😋❤️❤️Hamburger+Nuggets+Jus💥Midira mp avy hatrany ze anao comman...
14/05/2025

Prix Promotion be ti, cadeau fête de mère
tena oe matsiro🤤😋
❤️❤️Hamburger+Nuggets+Jus

💥Midira mp avy hatrany ze anao commande
💥Hatra@ 23 mai ihany n promotion tsika ti a
afaka tonga d miantso☎️0346086878

07/05/2025

Food lover's🥰😘😍😍😍🤤🤤😋❤️❤️❤️

Ny charcuterie anie oa anisan'ny sakafo matsiro kely, mety ampiarahana  rehetra e🥰😋🤤🌺Ireto avy ary ny vokatra misy ato a...
07/05/2025

Ny charcuterie anie oa anisan'ny sakafo matsiro kely, mety ampiarahana rehetra e🥰😋🤤

🌺Ireto avy ary ny vokatra misy ato aminay, mandray commande ao 💌 na tonga d miantso ianao☎️0346086878

*Mortadelle melange
*Mortadelle pur porc
*Mortadelle boeuf
*Mortadelle volaille
*Jambon maigre
*Saucisson
*Pate
*Cervelas

😋❤️Tena matsiro be mintsy a
🤑Prix abordable fona

17/04/2025

❤️❤️❤️😋🤤

10/03/2025

Hello🤗👋, Arabaina tonga soa isika mpanaraka ny pejy rehetra ato
Ho fandraisana sy fisaorana antsika rehetra ato dia hizara cadeau kely zay🥳🌟💰🥳🤑
💌💌Sorato ao @ commentaire ary ny Charcuterie tinao ho zarainay ao anaty lalao
ze betsaka ndrindra no ataontsika loka🤑🥳🤗
Alefa ary🥳🏃🏃🏃🏃🏃😘

Faly miarahaba ny vehivavy rehetra aho  androany ity🥳🥳🥳🥳❤️Mba ho mpandresy hatrany anie isika ary ahomby  atao rehetra😍😘...
08/03/2025

Faly miarahaba ny vehivavy rehetra aho androany ity🥳🥳🥳🥳❤️
Mba ho mpandresy hatrany anie isika ary ahomby atao rehetra😍😘💌👌🥳🥳
Hisy fisarihana cadeau surpise ho zaraiko androany ho anzay vehivavy manao commentaire oe 8 mars

Address

Anosizato

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rova's delicious food posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category