Chorale Feon'Anjomara Ambohimandroso

Chorale Feon'Anjomara Ambohimandroso Pejy ofisialy ny Antoko Mpihira Feon'Anjomara
Ambohimandroso Fitiavana Agape

"Ary tsarovy ny mpanao Anao amin'ny andro fahatanoranao"         MPITORITENY 12:1Concert lehibe iarahana amin'ny Choral ...
15/08/2026

"Ary tsarovy ny mpanao Anao amin'ny andro fahatanoranao"
MPITORITENY 12:1

Concert lehibe iarahana amin'ny Choral Feon'Anjomara FLM Ambohimandroso

Daty: 23 Aogositra 2026
Toerana: FLM Antanifotsy Famonjena
Ora: @ 2ora sy sasany tolakandro

Otronin'ny KTLM FILEOVANA ANTANIFOTSY

Tsy misy vidim-pidirana fa valopy no zaraina

Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany

Tongava maro oh

Eny, sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny. - Salamo faha 114 : 15b"Ho anao ry fireneko" iarahan...
23/06/2026

Eny, sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny. - Salamo faha 114 : 15b

"Ho anao ry fireneko" iarahana amin'ny Chorale Feon'Anjomara Ambohimandroso sy . Ny alahady 28Jona 2026 🙂🎹🎤

Tsy misy vidimpidirana fa rakitra no tatazina 🫡

Tongava maro ary fa seho miavaka no atolotra anao amin'io ahh

ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany 😇

09/06/2026

Mihainoa finaritra 🥰



Mirary tontolo andro eo ambany fitantanan' ☺️🌿🕊️

Famaranana ny faha-50 taona ny Antoko Mpihira Feon'Anjomara Ambohimandroso tamin'ny alahady teo🥳❤Mankasitraka antsika re...
28/04/2026

Famaranana ny faha-50 taona ny Antoko Mpihira Feon'Anjomara Ambohimandroso tamin'ny alahady teo🥳❤

Mankasitraka antsika rehetra tonga namaly niantso🙏🏻

Izay rehetra vita ho voninahitr' Andriamanitra irery ihany☺

22/04/2026

Fiadanana e!

Ho famaranana ny fankalazana ny faha-50 taona nijoroan'ny Antoko Mpihira Feon'Anjomara Ambohimandroso , dia faly izahay manolotra ho anareo Concert lehibe iarahana @:
Tanora Marina Tobimpifaliana Soanierana - TMTS
Antsan'ny Lanitra Ampitakely
Koraita Vaovao Antanifotsy famonjena
ary ny Chorale Feon'Anjomara Ambohimandroso

Date📝: 26 aprily 2026
Toerana: FLM Ambohimandroso Fitiavana Ankofafa Fianarantsoa

Manomboka amin'ny 2h30min.
Tsy misy fidim-pidirana❌

Amboaro dieny izao ary ny fotoana fa hiaraka hamaranana ny faha-50 taonan'nyChorale Feon'Anjomara Ambohimandroso isika ee💗

Ho voninahitr' Andriamanitra irery ihany🙏🏻

21/03/2026

Rehefa ilay ao anatina repetition iany no tapaka ilay jiro😂
Tsy asiana fotoana very izany raha mbola ho fiderana❤ mamy foana😁


Video par El Dorado🎥

01/01/2026

Feon'Anjomara~ Mandalo🥰
Nohirainay tamin'ny alin'ny 31 desambra teo ity hira ho fanaovam-beloma ny taona🤗

Address

FLM Ambohimandroso Fitiavana Agape
Ankofafalahy
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chorale Feon'Anjomara Ambohimandroso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category