FKT Ouest Ankadimbahoaka

FKT Ouest Ankadimbahoaka Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FKT Ouest Ankadimbahoaka, Ankadimbahoaka.

Fanatsarana ny FKT Mila mivoatra hatrany isika
07/04/2023

Fanatsarana ny FKT Mila mivoatra hatrany isika

25/12/2022
Réception Provisoire! Mankasitraka n'y mpikarakara nahazo tombonibe n'y Fonkotaninay
20/09/2022

Réception Provisoire! Mankasitraka n'y mpikarakara nahazo tombonibe n'y Fonkotaninay

Fizarana sakafo masaka ( Kaly mifanampy) miisa 240 teto FKT Ouest Ankadimbahoaka androany izay notaterahiny Commune s'y ...
20/08/2022

Fizarana sakafo masaka ( Kaly mifanampy) miisa 240 teto FKT Ouest Ankadimbahoaka androany izay notaterahiny Commune s'y n'y Idream

Fizarana vary hooany Zokiolona s'y Arendrina Ary Bon bon s'y kilalao hoany ankizy rehetra tsy hadino ko reo kamboty teto...
26/06/2022

Fizarana vary hooany Zokiolona s'y Arendrina Ary Bon bon s'y kilalao hoany ankizy rehetra tsy hadino ko reo kamboty teto @ FKT ouest Ankadimbahoaka mirary fety Sambatra hoany rehetra

Tsena mora teto amin FKT  mankasitraka ny Filoha
11/05/2021

Tsena mora teto amin FKT mankasitraka ny Filoha

Tany tandalana manaraka ny fepetra navoaka ny Filoha nidina nanatateraka ny fanaraha maso ny ny Commisaire de Police sy ...
08/05/2021

Tany tandalana manaraka ny fepetra navoaka ny Filoha nidina nanatateraka ny fanaraha maso ny ny Commisaire de Police sy ny Element ao amin 5em miady amin Covid 19( Misaotra Mr le Commisaire tamin fiaraha miasa)

Noho ny roa fihobohona dia nidina ireo Polisy nijery izay manaraka fepetra ary entitra ny fitatanana ny amin ny fiarovan...
01/05/2021

Noho ny roa fihobohona dia nidina ireo Polisy nijery izay manaraka fepetra ary entitra ny fitatanana ny amin ny fiarovana ny valanaretina covid 19

Nanao bemidina ny Ekipe hijery ireo zay tsy manraka ny didy navoakany fanjakana mba hiadivana ny Covid 19
24/04/2021

Nanao bemidina ny Ekipe hijery ireo zay tsy manraka ny didy navoakany fanjakana mba hiadivana ny Covid 19

Fanondrahana ranom panafody teto amin FKT Ouest Amkadimbahoaka
24/04/2021

Fanondrahana ranom panafody teto amin FKT Ouest Amkadimbahoaka

Address

Ankadimbahoaka

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FKT Ouest Ankadimbahoaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share