Blooky Karaoké Anjanahary

Blooky Karaoké Anjanahary KARAOKE - CABARET - ANIMATION DJ

Repose en paix😢
10/04/2024

Repose en paix😢

Tsakitsaky tsara nahandro😋😋
20/08/2023

Tsakitsaky tsara nahandro😋😋

Ataonay ahona lesy ny tsy ande ao am Blooky Karaoke? Tsy ahasakana anay tsy ande zany kiraro zany
10/07/2023

Ataonay ahona lesy ny tsy ande ao am Blooky Karaoke?
Tsy ahasakana anay tsy ande zany kiraro zany

Ndao lesy ho any am blooky karaoke an🥂🍻🍺
09/07/2023

Ndao lesy ho any am blooky karaoke an🥂🍻🍺

Toy izao ny fandalovan'i ROLF teto Blooky Karaoké Anjanahary
24/06/2023

Toy izao ny fandalovan'i ROLF teto Blooky Karaoké Anjanahary

Ndao hankalaza ny fetin'ny mozika miaraka aminay🎹 Hisy ihany koa ny animation DJ miaraka Henira MarCom 📀📀👉 21 juin : ROL...
20/06/2023

Ndao hankalaza ny fetin'ny mozika miaraka aminay🎹
Hisy ihany koa ny animation DJ miaraka Henira MarCom 📀📀
👉 21 juin : ROLF
👉 25 juin : JAHROOTS

Animation DJ 🎧 ambiance clubbing androany zoma 26/05/23 ato amin'ny Blooky Karaoké Anjanahary misy ihany foana koa nefa ...
26/05/2023

Animation DJ 🎧 ambiance clubbing androany zoma 26/05/23 ato amin'ny Blooky Karaoké Anjanahary misy ihany foana koa nefa ny karaoké amin'ilay son tsara qualité ka ianareo no andrasana Ary😁😁🎙️

Tsikitsiky kely harivariva Ary😁😂
04/05/2023

Tsikitsiky kely harivariva Ary😁😂

Miarahaba ooh😁😁😁 misokatra izahay androany alahady sy rahampitso Alatsinainy ah👊🎤🎙️🍻🍺
30/04/2023

Miarahaba ooh😁😁😁 misokatra izahay androany alahady sy rahampitso Alatsinainy ah👊🎤🎙️🍻🍺

  🥰🥰Ho ataontsika manifika Be ny week-end sa ahoanaaaa??? 🤩🤩🤪🤪Inona indray ary ny feeling tianareo??
28/04/2023

🥰🥰
Ho ataontsika manifika Be ny week-end sa ahoanaaaa??? 🤩🤩🤪🤪
Inona indray ary ny feeling tianareo??

Isaorana ianareo rehetra izay tonga nanohana tamin'ny AMBIANCE 80-90's ny Asabotsy teo.   👊👌
24/04/2023

Isaorana ianareo rehetra izay tonga nanohana tamin'ny AMBIANCE 80-90's ny Asabotsy teo.
👊👌

🗓️📢Androany amin'ny 3 Ora🕒 manomboka ny ambiance 80-90's ato amin'ny Blooky Karaoké Anjanahary 🎤🎙️🎙️Ambiance DJ miaraka ...
22/04/2023

🗓️📢Androany amin'ny 3 Ora🕒 manomboka ny ambiance 80-90's ato amin'ny Blooky Karaoké Anjanahary 🎤🎙️🎙️
Ambiance DJ miaraka amin'ny DJ HENIRA 🎧
Ianareo sisa no andrasana😁🍺🍻

Address

Anjanahary
Anjanahary

Telephone

+261341943136

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Blooky Karaoké Anjanahary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category