B&H Record

B&H Record 📀 Record Label | Music Production
We promote and distribute our music internationally 🌍
Open for collaborations and new projects.

Let’s create and grow together.
@+261 34 32 666 32 Watsapp / ✉️ [email protected]

99% NY ARTISTE 🎵IZAY NANOTANIANAY TANDROANY DIA VOLA NY OLANA FOTOTRA NY TSY FANDROSOANY  🎉KA ANDAO ARY HO APINAY  ANANA...
22/05/2026

99% NY ARTISTE 🎵IZAY NANOTANIANAY TANDROANY DIA VOLA NY OLANA FOTOTRA NY TSY FANDROSOANY 🎉

KA ANDAO ARY HO APINAY ANANANAO INDRAY IANAO RAHA MBA MISY KELY AFAHANAO MANDROSO @ PROJET ANY 💰 .. LAZAO ANAY AO DIA HITA EO IZAY AZO ANAMPINA ANAREO🫂

TSY VITANY OLONA IRERY IO MOZIKA IO RAHA TSISY EQUIPE KA ANDAO HO NAMANY B&H Record FA HIARAHANDROSO ISIKA 💪🏻,

🫂

INONA NO SAKANA TSY AHAFANAO MANDROSO  ?? 🎵1) _ MATETIKA EO -BOLA KA NY FANOTANIKO DIA TENA TSY MANAM-BOLA MINTSY VE SA ...
21/05/2026

INONA NO SAKANA TSY AHAFANAO MANDROSO ?? 🎵

1) _ MATETIKA EO -BOLA KA NY FANOTANIKO DIA TENA TSY MANAM-BOLA MINTSY VE SA MANANA IHIANY FA TSY AMPY ANATANTERAHANA PROJET 💥?

* ANDAO FA HO APINAY IANAO FA TSY MANINONA IZANY RAHA MBA MISY IHIANY FA TSY AMPY🎉,

2) _ TIA MOZIKA ARY MAHAY MIHIRA FA TSY MAHAY MAMORONA?
ANDAO ARY FA HO AMORONANA , AZA MATAHOTRA FA IFANAMPY ISIKA 🎉🫂

3) _ TEHAPARITAKA HIRA NEFA TSY METY HITAN'NY MADAGASCAR?
ANDAO FA HO APINAY IANAO ARY OMENA STRATÉGIE MATANJAKA ?

MIDIRA MP ARY FA IRESAKA ISIKA 🎵

20/05/2026

OH RY ARTISTE?
ANDAO IRESAKA KELY IZAO FA MISY FIARAHAMIASA ATY SODIA METY HASOA ANAREO🎉

Chrijese Tino 🔥Izay mahay tohiny parole ity mahazo promotion 👏🏻🎉" MIARAKA ISIKA ANDROANY FA...?? 🎶
20/05/2026

Chrijese Tino 🔥
Izay mahay tohiny parole ity mahazo promotion 👏🏻🎉
" MIARAKA ISIKA ANDROANY FA...?? 🎶

14/05/2026

🇯🇲
Art'Bamba Pesqui ft Cosmø Rweel Bdmn
B&H Record

12/05/2026

Session mix, artiste : ,
eo am-pandrahoana an-dakozia mihintsy mandinika ny zumbo sy sira hapatsiro ny nahandro .😊
📩 [email protected]
+261 38 32 666 11

10/05/2026

🎈ANDROANY ANNIVERSAIRE NY B&H Record  🎊KA NOHO IZANY DIA HANOME CADEAUX CLIP [ 02 ] NY HR Pictures 🎬 ARY HIRA [ 04 ] NY ...
25/04/2026

🎈ANDROANY ANNIVERSAIRE NY B&H Record 🎊

KA NOHO IZANY DIA HANOME CADEAUX CLIP [ 02 ] NY HR Pictures 🎬 ARY HIRA [ 04 ] NY AVY AMINAY 🎊🎈

ARTISTE [ 3 ] TONGA MP AMINAY VOALOHANY 🎵🎵

NA ANTSOY 038 27 356 67

Address

Andoharanofotsy
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when B&H Record posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share