GASY Mavita

GASY Mavita Vonona Lalandava

15/01/2026

๐Ÿ“Œ"๐—ก๐˜† ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ผ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—ต๐—ผ๐—ฒ๐˜๐—ถ๐—ป๐˜๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ผ ๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฏ๐—ฒ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ": ๐—›๐—ผ๐˜† ๐—ถ ๐—š๐—ฎ๐˜€๐—ฐ๐—ฎ๐—ฟ ๐—™๐—ฒ๐—ป๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ

โ–ถ Tsy hanao sivana na ยซ ๐—ฐ๐—ฒ๐—ป๐˜€๐˜‚๐—ฟ๐—ฒ ยป aminโ€™ny gadon-kira voizinโ€™ny mpanakanto ny minisiteranโ€™ny serasera sy ny kolontsaina fa mila mifampitaiza hatrany isika ary tsy tokony hivoana aminโ€™ny soatoavina sy ny kolontsaina Malagasy izany hoy ny minisitra Gascar Fenosoa .

โ–ถ Eo anilanโ€™ny minisiteranโ€™ny serasera sy ny kolontsaina hatrany ny mpanakanto sy ireo mpamorona aminโ€™ny sanganasanโ€™izy ireo ho renesina sy ho hitan'ny mpankafy . Noraisinโ€™ny minisitra Gascar Fenosoa sy ireo mpiara miasa aminy teny aminโ€™ny birao fiasany omaly hariva ny mpanakanto Denise ,izay nandrombaka ny amboaranโ€™ny mpanakanto mendrika ho anโ€™ny taona 2025 taminโ€™ilay fifaninanana AFRIMA na ๐—”๐—™๐—ฅ๐—œ๐—–๐—” ๐—”๐—ช๐—”๐—ฅ๐——๐—ฆ ๐— ๐—จ๐—ฆ๐—œ๐—– ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ .

โ–ถ Nilaza ny minisitra Gascar Fenosoa fa manokatra lalana sy manohana ny mpanakanto Malagasy hatrany ny fanjakana mba ahafahana mandray anjara aminโ€™ireny karazana fifaninana goavana any ivelany ireny .

Address

Andranotsara
Andapa
205

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GASY Mavita posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share