10/06/2023
Manàna an'ireto zavatra 4 ireto:
1-) Herimpo
2-) Fitondrantena tsara
3-) Faharetana
4-) Fahatsorana
Halaviro ireto zavatra 4 ireto:
1-) Ny lainga
2-) Hakamoana
3-) Henatra
4-) Tahotra
Fehezo ireto zavatra 4 ireto:
1-) Fiteny
2-) Serasera
3-) Fihetsehampo
4-) Toetra
Tsarovy ireto zavatra 4 ireto:
1-) Vavaka
2-) Famelan-keloka
3-) Fifampizarana
4-) Fifanajana
Voleo ireto zavatra 4 ireto:
1-) Fitiavana
2-) Fanentretena
3-) Fihavanana
4-) Fahendrena
Esory ireto zavatra 4 ireto:
1-) Fankahalana
2-) Rehareha
3-) Faharatsiana
4-) Fialonana
Fehiny: Ianao no tompon'andraikitra amin'ny fiananao.
Mirary ny soa sy ny tsara indrindra hantrany🥰🥰🙏🏻
Texte_copié