31/12/2025
🥰Atolotra am-pitiavana be🤗💕
MISAOTRA
Mifarana ity ny taona,
Nifandimby tao ny tsara sy ny ratsy,
Tao ny nampitsiky, ny nampihomehy, ny nahasoa sy ny nahafaly,
Fa tao koa ny nanenjika, ny nanaratsy, ny nampitomany sy nampijaly🥹💘
Mifarana ny taona,
Ny zava-drehetra de feran'ny fotoana,
Ka eto aho dia:👇
Misaotra anareo havana, namana tsy nandao sy tsy nanary,
Nandritran'izay fotoana maro nifanesy,
Mirary anareo aho mba ho tahian-janahary,
Fa ny fisianareo no nahatonga ahy tsy ho resy.🤗
Ayam: " Misaotra an'reo nanao tsia fa raha t6 an'reny tsy nahafantatra aho hoe afaka mahavita tena,
Misaotra an'reo rehetra nanao fanahiniana nanindry ny fahalemeko, raha tsy zany aho tsy nahalala hoe MAHERY AHO💪
De misaotra e🥰"
Betsaka ny lesoka navadika ho lesona,
Indraindray natoritory fa tsy navelanareo hihesona,
Ka hoy aho hoe: Misaotra nisy de misaotra teo,
Fa hery ho ahy ny fisianareo💪❤️
💗Je vous aime à mes amies ce qui est toujours là avec moi😘.
💕Je vous aime tellement🥰