Misterin'i Betlehema

Misterin'i Betlehema La nouvelle comédie musicale mise en scène par Ilay Zanaka Adala

26/03/2020

Rehefa tsy eny an-dapihazo izahay dia ety @ Facebook.
Notantarainay @ alalan'ny dihy ilay Fitiava'ny Ray antsika olombelona.


Efa akaiky tokoa ny fotoana. Raha nahafinaritra anao Misterin'i Betlehema dia indro izahay hamelona tantara vaovao indra...
08/05/2019

Efa akaiky tokoa ny fotoana. Raha nahafinaritra anao Misterin'i Betlehema dia indro izahay hamelona tantara vaovao indray .

1,016 followers

Ito indray ny fotoanatsika oh :)😉😉😊
12/03/2019

Ito indray ny fotoanatsika oh :)😉😉😊

Indro ary ny fotoanatsika.
Alahady 19 May 2019 @ 2 ora sy sasany ao @ CEMDLAC Analakely.
Sady hankafy kanto isika no hanohana ny ady atao amin'ny zavamahadomelina.



Ho avy tsy ho ela ny tapakila.

20/10/2018

Efa akaiky izao ny desambra, efa akaiky ny fahatsiarovana ny nahaterahan'i Jesoa. Fa androany efa nanontany t@ tenanao ve ianao hoe "efa teraka tato am-poko va Jesoa?"
ENY sa TSIA ?

Des billets gratuits pour la comédie musicale Ilay Zanaka Adala à gagner.... ;) :)
05/04/2018

Des billets gratuits pour la comédie musicale Ilay Zanaka Adala à gagner.... ;) :)

Bonjour,

Jeu pour avoir des billets gratuits pour la Comédie Musicale "Ilay Zanaka Adala".
Pour participer,
1 Aimez la page " Ilay Zanaka Adala " (si ce n'est pas encore fait)

2☝☝. Partagez en mode « public » cette publication

3☝☝. Tagguez / nommez/ invitez 10 de vos amis en commentaires de cette publication

***********************************************
10 billets à gagner ;) Tirage au sort le 13 Avril 2018 !

Efa azontsika jifaina ny tapakila ao @ Boutique Itafio Kristy Andravoahangy Ambony ampitan'ny Kolejy Rasalama.Ireo izay ...
08/03/2018

Efa azontsika jifaina ny tapakila ao @ Boutique Itafio Kristy Andravoahangy Ambony ampitan'ny Kolejy Rasalama.
Ireo izay te hamandrika toerana (réservation) na hanjifa tapakila "tarif de groupe" (+ de 10 personnes) dia iangavina hilaza @ MP (message privé) na hiantso ny laharana 034 74 809 59.
Mankasitraka :)

Ilay Zanaka Adala Le Retour :DPour ses 3 ans et les 10 ans du Croix Bleue FJKM Ankadindambo, IZA fera revivre "Ilay Zana...
19/02/2018

Ilay Zanaka Adala Le Retour :D
Pour ses 3 ans et les 10 ans du Croix Bleue FJKM Ankadindambo, IZA fera revivre "Ilay Zanaka Adala"
au CC ESCA Antanimena le 15 avril 2018 à 15 heures.
Célébration et levée de fond sont au programme.;)
Venons nombreux, affectueusement ;)

Nahazo maimaimpoana dia hizara maimaimpoana.Hampiaina ny comédie musicale Misterin'i Betlehema indray ny groupe IZA.Toer...
08/12/2017

Nahazo maimaimpoana dia hizara maimaimpoana.
Hampiaina ny comédie musicale Misterin'i Betlehema indray ny groupe IZA.
Toerana = Faculté de Théologie Ambatonakanga
Mpikarakara = Tanora B Fikambanana Mpiara-Mamaky Baiboly
Fotoana = Sabotsy 16 desambra 2017 @ 2ora tolakandro
TSY MISY VIDIM-PIDIRANA

" Fa toy izao izay rehetra mino Azy no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao : nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very , fa hanana fiainana mandrakizay" (Jaona 3:16)

05/06/2017

Tsy Andriamanitra lavitra be Izy, tsy Andriamanitra tsy maheno na lalodalovana, tsy Andriamanitra jamba na tsy mahita ny fahorian'ny zanany Tsy Andriamanitra "insensible" ka tsy mahatsapa ny tsapanao.
Izany indrindra no nahatongavaNy ho nofo, mba ho porofo,
fa fantaNy ary niainaNY ny niananao.
Tonga Izy ho fanavotana, handrava sy handrodana.
Hamaha ny geja sy fatorana
Ny hany ataonao dia ny mamoa varavarana.
"Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very." (Lioka 19:10)

20/04/2017

Mistery...
Mistery ho an'ny olona maro ny fitiavan'Andriamanitra. Toa ohatry ny hafahafa be manko izany hoe izany tsy misy "effort personnel" fa mandray fotsiny sisa. Ny lalan-tsain'ny olombelona manko mila hoe takalo takalo. Fa ny lalan-tsain'Andriamanitra tsy mba izany, Izy manome dia izay. Ny anjarantsika manokatra ny varavaran'ny fotsika, itoeran'Ilay Zanany.
Anaka, atolory Ahy (Jehovah) ny fonao, Ary aoka ny masonao ho faly mijery ny làlako; (Ohabolana 23:26)

Andriamanitra mahafantatra ny talenta tsirairay avy ao anatintsika, mazava ho azy Izy tsinona no nametraka azy tao.Noho ...
13/04/2017

Andriamanitra mahafantatra ny talenta tsirairay avy ao anatintsika, mazava ho azy Izy tsinona no nametraka azy tao.
Noho izany raha nofidiNy ianao hanatanteraka asa iray dia matokisa fa vitanao io. Andriamanitra tsy mba diso calcul, isika no tsy mino sy tsy matoky na mandà antso tsotra izao, izay matetika izay no sakana.
"Voafidiny ipoirantsoa, fa nahita fitia Taminy
VOAFIDINY ho fitaovana hanehom-boninahitra
Fanahy Masina ho ao aminao
Ny herin'ny Avo Indrindra ho ao aminao"
"Mandehana amin'izao herinao izao; tsy efa naniraka anao va Aho?" (Mpitsara 6:14) hoy Jehovah

Address

Ambohimangakely
103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Misterin'i Betlehema posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Misterin'i Betlehema:

Share