Ckayrah Sanjoh

Ckayrah Sanjoh Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ckayrah Sanjoh, Art, Ambohimanarina.

Http://ckayrah.ㅤㅤㅤㅤㅤ󰦉

Tongasoa ato @ tontoloko😁


Midira anatiny tsara fa aza mangarangarana fotsiny😝


Abonnés vous
Chaîne YouTube
https://www.youtube.com/
Instagram Ny joely

Jupe Samba🤩, ireo ndray no atolotray anareo @ zao akaiky fety izao🥰, mandray commande izahay ary afaka manao livraison p...
14/06/2026

Jupe Samba🤩, ireo ndray no atolotray anareo @ zao akaiky fety izao🥰, mandray commande izahay ary afaka manao livraison partout na any @ faritany aza!!! Aza tara ary fa misy reduction de prix @ zao akaiky fety zao🤑. Lamba matevina tsara!!!
Mandefa en gros iany koa izahay ho any izay maka 4(isa) miakatra
NB: Raha anao commande dia miteny 3 andro mialoha
Aza tara ary fa mandalo iany ny promotion reduction de prix😍

En réalité tout le monde ne crois plus au travail des justices et les policiers, c'est pour cette raison la qu'ils ont f...
07/02/2026

En réalité tout le monde ne crois plus au travail des justices et les policiers, c'est pour cette raison la qu'ils ont faits cette acte. Alors pour ma part je suis du côté des peuples, ci les preuves son bien logique. Oeil pour oeil. Vie pour Vie. Même si c'est hors la loi!!!

Olona miisa 3 no nodoran’ny fokonolona velona vokatry ny fitsaram-bahoaka.

Tranga mampalahelo sy mampivarahontsana tanteraka.

Namono nahafaty vehivavy bevohoka , nodoran'ny fokonolona velona tamin’ny lasantsy tany Antsirabe.

Nototoin'ny omby io vehivavy bevohoka maty io. Rehefa natao anefa ny fizahana dia hita fa notatahana ny kibony hatrany amin'ny fivaviany namoahana ny zaza tao an-kibony ka nangalana ny masony.

Ny 04 Febroary 2026 lasa teo, fantatra ireo lehilahy miisa 3 izay voalaza ho nahavanin-doza nanao izany ka nalefa tao amin'ny Paositry ny Zandarimaria tao Tsarahonenana.
Tsy nanaiky anefa ny fokonolona fa avy hatrany dia nanao fitsaram-bahoaka nandoro velona an'ireto voaloaza fa nahavanin-doza ireto.
Efa niezaka niantso ireo namany hanampy azy ireo ny zandary saingy mbola tsy tonga anefa izany dia efa novonoin'ny fokonolona izy telo lahy.

bonne année alou fa ela2 tsy niaona tsika mianakavy ee😁😁
16/01/2026

bonne année alou fa ela2 tsy niaona tsika mianakavy ee😁😁

zan hono🤣
24/12/2025

zan hono🤣

🤔
03/12/2025

🤔

𝒁𝒂𝒏𝒚 𝒉𝒐𝒏𝒐 𝒆𝒆🤪🤪🤪 𝒐𝒎𝒆𝒐 𝒄𝒐𝒏𝒇𝒊𝒓𝒎𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒂𝒎𝒏 𝒛𝒂𝒏 𝒐𝒆!!!!
03/12/2025

𝒁𝒂𝒏𝒚 𝒉𝒐𝒏𝒐 𝒆𝒆🤪🤪🤪
𝒐𝒎𝒆𝒐 𝒄𝒐𝒏𝒇𝒊𝒓𝒎𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒂𝒎𝒏 𝒛𝒂𝒏 𝒐𝒆!!!!

🤭🤭
03/12/2025

🤭🤭

Address

Ambohimanarina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ckayrah Sanjoh posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category