Acoustic Studio Ambohimanarina

Acoustic Studio Ambohimanarina ▪️Salle de repetition
▪️Prise de Son
▪️Location sono et instruments
▪️Location Lumières
▪️Réception Casting / Clip...
(7)

‼️ Misokatra ho antsika rehetra hatrany        Acoustic Studio Ambohimanarina⛔ Tsika sady tsy manaratsy olona no tsy man...
11/05/2026

‼️ Misokatra ho antsika rehetra hatrany
Acoustic Studio Ambohimanarina
⛔ Tsika sady tsy manaratsy olona no tsy manatsara olona fa mandray izay client rehetra tonga eo 😊
⛔ Tongava manao Studio jiaby e!!! Aza misalasala fa misy feony tsara daholo ireo matosy ireo 😅

✅ Vazivazy daholo izany fa misy zava-baovao sy activités maro ato
👉 Studio de Répétition
👉 Studio d'enregistrement
👉 Création instrumental / prise de Son...
👉 Mixage / Mastering...
👉 Réception casting/Tournage...
👉 Tournage Clip / Montage...
👉 Location Sono/instrument...

✅ Aza misalasala miantso na miditra MP raha misy mahaliana anao, na hanao réservation

‼️ Mankasitraka Tompoko ‼️

🎬 Mitohy hatrany ny tournage Clip ‼️✨ Misokatra ho antsika rehetra ny fiaraha-miasa      🔖 Clip      🔖 Grande salle fond...
18/04/2026

🎬 Mitohy hatrany ny tournage Clip ‼️

✨ Misokatra ho antsika rehetra ny fiaraha-miasa
🔖 Clip
🔖 Grande salle fond vert
🔖 Studio de tournage avec instruments Complet

💰 Tarifs mirary hatrany 😊

📞 034 35 345 89

Groupe SakaizaAo anatin'ny fanomanana 🎼Aza misalasala miantso an'zareo fa Orchestre Tena M'lay ko zareo a!
10/04/2026

Groupe Sakaiza
Ao anatin'ny fanomanana 🎼
Aza misalasala miantso an'zareo fa Orchestre Tena M'lay ko zareo a!



Grp Solofon'i Jese Fahazavana OfisialyManomana 25ème anniversaire ato @" Acoustic Studio "👉 io ambony io ny pejin'zareo ...
27/02/2026

Grp Solofon'i Jese Fahazavana Ofisialy
Manomana 25ème anniversaire ato @
" Acoustic Studio "
👉 io ambony io ny pejin'zareo ho an'izay mila andinindinin'ilay Concert 😊

24/01/2026

✨Sombiny kely t@ fizarana nataon'i
🏮 Tian-tsika ve raha asiana 2ème Édition ?
✅ Alefaso ao ao ny fotoana mety @ tsika de izay lanin'ny be sy ny maro ao no hanaovana azy
👉 Mampianatra ihany koa izy, afaka miditra MP aminazy izay liana
https://www.facebook.com/zaoto.rakotoson


💯

❌ Iza daholo ilay namana te-hahay karazana Salegy sy mozika tropical ato 😊♨️ Ity ilay TUTO tsy hita any anaty YouTube  f...
12/01/2026

❌ Iza daholo ilay namana te-hahay karazana Salegy sy mozika tropical ato 😊
♨️ Ity ilay TUTO tsy hita any anaty YouTube fa aza tara 😅

👉 Tonga ity ilay fotoana hifampizaran'i Maître
🔖 Rythme Traditionnel Malagasy 🇲🇬
🔖 Ireo karazana BASE/GROOVE/ TECHNIQUE momban'ny Salegy... 🎼
🔖 INDÉPENDANCE sy ireo Karazana BREAK adala be 😅
🔖 Zarainy ao koa ireo karazana Rythme tropical sns...

✅ Aza misalasala miantso na miditra MP
Soraty dieny izao ny anaranao fa voafetra ny toerana
(Taggeo eto ireo namanao mila mianatra tropical 😅)

📊 Vendredi 23 Janvier 2026 à 15H
🏮 Lieu: Acoustic Studio Ambohimanarina
📞 038 64 702 26


(Z.A.M.A)

💯

🛑 Akory iaby eh 🙋🪀 Misokatra ho antsika rehetra ny " ACOUSTIC STUDIO " @ sarany mirary hatrany✅ Ireto avy ny activités m...
10/12/2025

🛑 Akory iaby eh 🙋

🪀 Misokatra ho antsika rehetra ny " ACOUSTIC STUDIO " @ sarany mirary hatrany

✅ Ireto avy ny activités misy ato aminay
🔖 Salle de répétition
🔖 Salle d'entraînement
🔖 Réception Casting/Clip/Cellule de prière...
🔖 Location Sono
🔖 Location Lumière
✅ Ora Fisokafana
🏷️ Lundi-Samedi : 7h-20h
🏷️ Tarifs : 10.000ar/Heure

📞 0️⃣3️⃣4️⃣ 3️⃣5️⃣ 3️⃣4️⃣5️⃣ 8️⃣9️⃣
0️⃣3️⃣3️⃣ 2️⃣6️⃣ 4️⃣9️⃣7️⃣ 9️⃣7️⃣

✅ Araraoty fa à partir ny 100.000ar ny location Lumière ato aminay (54 full Led)📞 0️⃣3️⃣4️⃣3️⃣ 5️⃣ 3️⃣ 4️⃣ 5️⃣ 8️⃣ 9️⃣
14/05/2025

✅ Araraoty fa à partir ny 100.000ar ny location Lumière ato aminay (54 full Led)
📞 0️⃣3️⃣4️⃣3️⃣ 5️⃣ 3️⃣ 4️⃣ 5️⃣ 8️⃣ 9️⃣

❌ Misokatra ho antsika Jiaby 🙋‍♂️✅ Aza misalasala manantona anay, vonona ny hanome ny tsara hatrany Izahay 🎧🎵🎶
08/05/2025

❌ Misokatra ho antsika Jiaby 🙋‍♂️
✅ Aza misalasala manantona anay, vonona ny hanome ny tsara hatrany Izahay 🎧🎵🎶

🎖️Eh tolotra vaovao be indray no omena antsika mpikarakara lanonana sns...🔖 Pack Sono🔖 Pack Lumière✅ Aza misalasala mian...
01/04/2025

🎖️Eh tolotra vaovao be indray no omena antsika mpikarakara lanonana sns...
🔖 Pack Sono
🔖 Pack Lumière
✅ Aza misalasala miantso anay
Ho antsika mikarakara
♨️ Mariages
♨️ Anniversaires
♨️ Fiançailles
♨️ Baptêmes...

📞 034 35 345 89 / 033 26 497 97

Address

Rue Docteur Joseph Raseta
Ambohimanarina
TANA101

Telephone

+261340243223

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Acoustic Studio Ambohimanarina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share