Hajaina Déco

Hajaina Déco Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hajaina Déco, Art, 028A, Ambohibao.

Izahay ato aminy HAJAINA Déco
Dia faly hatrany ny hiaraka amitsika hamakivaky Ilay fotoana mamy 🥰🥰 🥰
🌹🥀💐Aminy fanolorana ny décoration aminy événement rehetra🌹🥀💐 contact azahoana anay dia 📞0385288662

🥰🥰 ankasitrahana indrindra tompoko isika efa nanjifa 🙏🙏🙏fa ho anao izay Mbola mila de Mbola ETO faona izahay fa mila mic...
27/06/2026

🥰🥰 ankasitrahana indrindra tompoko isika efa nanjifa 🙏🙏🙏fa ho anao izay Mbola mila de Mbola ETO faona izahay fa mila micommande mialoha ,une semaine faharetany commande 🪻💐
ataotsika miavaka faona ky Ilay fotoana manokana a 🥰
HAJAINA DÉCO afaka manantatreraka Ilay nofinofinao
contact 0340592313

bonjour !!🤗manja ky ndry 👍🥰tsara ery Ilay robe sy ny volo ary ny endrika tena oe kanto👰😍fa Zao le bouquet 💐🪻andao ataots...
22/06/2026

bonjour !!🤗manja ky ndry 👍🥰tsara ery Ilay robe sy ny volo ary ny endrika tena oe kanto👰😍fa Zao le bouquet 💐🪻andao ataotsika milay b ko 👍🥰fa io anie no tena manova tanteraka anilay hatsarana ho kanto koakao e!!Tonga de oe woaouuuu😱😱😯🥰🥰
izahay ato aminy HAJAINA DECO dia afaka manamboatra bouquet MBA Miala Kely aminilay mahazatra e!
contact 0340592313 na mp

26/05/2026

cc 🤗Kely ny devis anefa MBA tiana ho miavaka ny fotoana aminy alalany décoration 💐🥀🌹izahay ato aminy Hajaina Déco dia vonona ny hanampy anao sy hiresaka aminao arakarakiny devis anao 🥰🥰
aza misalasala miantso anay fa vonona anantateraka Ilay nofinofinao izahay
Contact 0385288662 afaka miresaka sur mp ko an ❤️ Mirary soa hatrany tompoko 🙏

Address

028A
Ambohibao

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hajaina Déco posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category