Ilay Penim-bolamenako iny

Ilay Penim-bolamenako iny Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ilay Penim-bolamenako iny, Poet, Ambatondrazaka, Ambatondrazaka.

" ILAY LAPANAO"-Maro pahalala fa vitsy pahay,-Ny hoe; fitia mandoro sy tena mahamay!-Mantsy maro ireo milaza fa tia,-Fa ...
10/03/2026

" ILAY LAPANAO"
-Maro pahalala fa vitsy pahay,
-Ny hoe; fitia mandoro sy tena mahamay!
-Mantsy maro ireo milaza fa tia,
-Fa vitsy aminy ireny no tena ho Doria!
-Tsy tsapany mihintsy fa tsy hanihany,
-Fatena zavatra matotra loatra izany!

-Nefa ity androany fa homeko anao,
-Dia tsy inona akory fa ilay lapa vao!
-Izay mipetraka ao anatiny foko,
-Hakaiky hafaliana fa tsy misy toloko!
-Raiso tazomy , fa natolotro ho anao,
-Ilay tena izy fa tsy ilay kilalao!
❤❤ TARA-BOLANA ❤❤

"MBA MITSIKY"-Mba mitsiky vao maraina,-Hampiala ireo taraina!-Sy hampamirana ny tava,-Mba ho tanora lalandava!-Tena kant...
10/03/2026

"MBA MITSIKY"
-Mba mitsiky vao maraina,
-Hampiala ireo taraina!
-Sy hampamirana ny tava,
-Mba ho tanora lalandava!

-Tena kanto tokoa izato tsikinao,
-Manintona ny maro, hatsarana re izao!
-Mandravaka azy ny tontolo,
-Ny tsikinao maha velombolo!

❤❤TARA-BOLANA❤❤

nofiko hono✍️✍️✍️✍️💌🌝🌝
10/03/2026

nofiko hono✍️✍️✍️✍️💌🌝🌝

hafarako enao ✍️✍️✍️✍️
10/03/2026

hafarako enao ✍️✍️✍️✍️

10/03/2026

Address

Ambatondrazaka
Ambatondrazaka

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ilay Penim-bolamenako iny posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category