Bar Chez Ioby 974

Bar Chez Ioby 974 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bar Chez Ioby 974, Karaoke, Atsimondrova (La place), Ambatondrazaka.

⚽🔥 COUPE DU MONDE 2026 – LIVE ATO AMIN'NY BAR CHEZ IOBY 974! 🔥⚽ Avia hiara-hientana sy hiaina ny hafanan'ny Coupe du Mon...
15/07/2026

⚽🔥 COUPE DU MONDE 2026 – LIVE ATO AMIN'NY BAR CHEZ IOBY 974! 🔥⚽
Avia hiara-hientana sy hiaina ny hafanan'ny Coupe du Monde miaraka aminay.
📺 Androany: Alefa mivantana ny Demi-finale.
🏆 Ary amin'ny ANDRO FINAL: Alefa mivantana ihany koa ny Finale lehibe!
🍻 Labiera mangatsiaka 🍢 Grillade sy Tsakitsaky🎉 Ambiance miavaka sy écran lehibe
📍 Bar Chez Ioby 974
Tongava maro, ento ny namana, ary andao hiara-hanohana ny ekipa ankifizintsika 🥰

🎉🏆 FÉLICITATIONS À NOTRE GAGNANTE ! 🏆🎉Ny ekipan'ny Bar Chez Ioby 974 dia faly miarahaba an'i 🥳 Felaniaina Cynthia 🥳 izay...
11/07/2026

🎉🏆 FÉLICITATIONS À NOTRE GAGNANTE ! 🏆🎉

Ny ekipan'ny Bar Chez Ioby 974 dia faly miarahaba an'i 🥳 Felaniaina Cynthia 🥳 izay voafidy ho mpandresy tamin'ny Jeu-Concours ka nahazo ny loka 💰 30.000 Ar.

👏 Misaotra betsaka anareo rehetra nandray anjara sy naneho fanohanana tamin'ny alalan'ny réactions, commentaires ary partages ❤️

⚠️ Raha tsy voafidy ianao tamin'ity indray mitoraka ity dia aza kivy fa...

🔥 Mbola maro be ny jeux-concours sy surprises ho avy eto amin'ny pejy ! 🎁
👉 Koa aza miala amin'ny pejy Bar Chez Ioby 974, araho hatrany ny publications rehetra sao dia ianao indray no mpandresy manaraka 😉🍻

🍻 Chez Ioby 974 – Plus qu'un bar, une ambiance !

06/07/2026

📢 FAMPANDRENESANA

Miala tsiny indrindra aminareo rehetra fa tsy nisokatra izahay omaly .

🔥 Fa androany kosa dia misokatra ara-dalàna!

😉 Androany no fotoana hanonerana ny omaly! 🍺🥃
Tongava hiaraka hanala aminay

🎶 Miandry anareo izahay...

🎉 PROMO & JEU-CONCOURS CHEZ IOBY 974 🍻🔥📸 JEU-CONCOURSMandefasa sary nalainao tao amin'ny Bar Chez Ioby 974 ao anaty comm...
04/07/2026

🎉 PROMO & JEU-CONCOURS CHEZ IOBY 974 🍻🔥

📸 JEU-CONCOURS
Mandefasa sary nalainao tao amin'ny Bar Chez Ioby 974 ao anaty commentaire.

🏆 Ny sary hahazo réactions betsaka indrindra no hahazo BON D'ACHAT 30.000 Ar.

⏳ Fe-potoana: Hatramin'ny Zoma amin'ny 12h.
🎁 Hambara avy hatrany ny mpandresy!

🍺 PROMO BIÈRE
✅ Bière 1 = 5.000 Ar
✅ Raha mividy 2 ianao = 9.000 Ar ihany!

📍 Mitovy ny prix Bière rehetra na ao amin'ny Bar na ao amin'ny Karaoké androany ihany

Tagueo ny namana.. Tongava maro.. 🤩

🥥🌴 COCO FRAIS DISPONIBLE IZAO! 🌴🥥🔥 Vaovao ato amin'ny Bar Chez Ioby 974 🔥Mitady zava-pisotro voajanahary sy mamelombelon...
31/05/2026

🥥🌴 COCO FRAIS DISPONIBLE IZAO! 🌴🥥
🔥 Vaovao ato amin'ny Bar Chez Ioby 974 🔥
Mitady zava-pisotro voajanahary sy mamelombelon’aina amin'izao hafanana izao? Tonga dia andramo ny COCO FRAIS vao tonga!
🥥 Non glacé : 4.500 Ar 🧊 Glacé : 5.000 Ar
✅ 100% naturel ✅ Tsiro tena coco fraîche ✅ Azo sotroina eo an-toerana na entina
📍 Bar Chez Ioby 974 📅 Disponible isan'andro mandra-pahatapitry ny stock.
👉 Tongava manandrana ary asio mention ny namanao tia coco frais!
🥥🧊🍹

Ianareo sisa andrasana an🎊🎊Tongava maro fa hafana ity lalao ity⚽️⚽️⚽️FINAL CHAMPIONS LEAGUE🔵PSG vs ARSENAL🔴
30/05/2026

Ianareo sisa andrasana an🎊🎊
Tongava maro fa hafana ity lalao ity⚽️⚽️⚽️

FINAL CHAMPIONS LEAGUE

🔵PSG vs ARSENAL🔴

⚽🔥 GRAND ÉVÉNEMENT AU Bar Chez Ioby 974 🔥⚽📢 DEMAIN EN DIRECT SUR GRAND ÉCRAN🏆 FINALE UEFA CHAMPIONS LEAGUE 2026🔴 Arsenal...
29/05/2026

⚽🔥 GRAND ÉVÉNEMENT AU Bar Chez Ioby 974 🔥⚽
📢 DEMAIN EN DIRECT SUR GRAND ÉCRAN
🏆 FINALE UEFA CHAMPIONS LEAGUE 2026
🔴 Arsenal 🆚 PSG 🔵
📍 Rendez-vous au Bar Chez Ioby 974
🍻 Ambiance 100% football
📺 Projection géante en direct
🎶 Bonne musique • Boissons fraîches • Atmosphère de folie
⏰ Coup d’envoi : 19h00
🔥 Venez vibrer avec nous pour la plus grande affiche européenne !
✅ Entrée ouverte à tous
🍺 Wh**ky • Bières • Cocktails • Snacks disponibles
⚽ Qui va soulever la coupe ?
📣 Venez supporter votre équipe au Bar Chez Ioby 974 !

🍺​Vaovao be ho anareo mpankafy! 😎Efa misy Girafe Bière izao ato amintsika manomboka androany.⭐️​Vidiny: 35.000 Ar fotsin...
14/05/2026

🍺​Vaovao be ho anareo mpankafy! 😎
Efa misy Girafe Bière izao ato amintsika manomboka androany.
⭐️​Vidiny: 35.000 Ar fotsiny.🤩
​⭐️VIP: 45.000 Ar 🤑

Tongava maro! 🍻✨

🎉✨ CADEAU DU JOUR CHEZ Ioby 974✨🎉Hizara cadeau ho anareo izahay androany🎁🍾 BON D’ACHAT DE 50 000 Ar➡️ ho an’ny table amb...
08/05/2026

🎉✨ CADEAU DU JOUR CHEZ Ioby 974✨🎉

Hizara cadeau ho anareo izahay androany🎁

🍾 BON D’ACHAT DE 50 000 Ar
➡️ ho an’ny table ambony addition indrindra💸🔥

🎤 CONCOURS KARAOKÉ

Olona 2 no ahazo cadeau🎶
🥇 1er PRIX :
👜 1 sac + 💵 20 000 Ar

🥈 2e PRIX :
👜 1 sac

Tongava maro tse gona a!!
Taomy ny namana😊

🔥Androany ny Fotoana🔥🎤🍻 CHEZ IOBY 974 🍻🎤🍺 Promo spéciale 🥰🎉 Tongava Manalazy.. 🤑📍 Chez Ioby 974⏰ Ouvert à 15h🔥 KARAOKÉ •...
08/05/2026

🔥Androany ny Fotoana🔥
🎤🍻 CHEZ IOBY 974 🍻🎤

🍺 Promo spéciale 🥰
🎉 Tongava Manalazy.. 🤑
📍 Chez Ioby 974
⏰ Ouvert à 15h
🔥 KARAOKÉ • AMBIANCE GARANTIE
Bar Chez Ioby 974

Address

Atsimondrova (La Place)
Ambatondrazaka

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bar Chez Ioby 974 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category