Serviak

Serviak Serviak, mpanakanto manolo-tena tanteraka ho an’ny mozika.

Ny litera “K” ao amin’ny anarako dia midika hoe “Key” na “lakile”, satria mino aho fa ny mozika dia afaka manokatra fihetseham-po, fahatsiarovana, ary tantara tsy mbola voambara.

24/07/2026

D'Gary - Samby Lomay.

Cover tsotsotra by Serviak ✅

☺️🥲🥲🥲😂💔💔
18/07/2026

☺️🥲🥲🥲😂💔💔

Ny androany 🔥🔥🔥Respect Tsis Poor ( AB Records )Vita iny ny Ala Antitra, fa izao efa ho avy koa ny vaovao be manaraka 😉🔥M...
14/07/2026

Ny androany 🔥🔥🔥
Respect Tsis Poor ( AB Records )

Vita iny ny Ala Antitra, fa izao efa ho avy koa ny vaovao be manaraka 😉🔥

Misy hira tena tsara, tsy mankaleo anao nandanianay roalahy RON-DOHA tato. Indie Folk Rhythmic ilay izy, Hira maharedondredona 😉🔥🔥.

Ny Studio DrelliBeatz no nanaovana ny RECORDING 🔥🔥. Respect Jean José

Titre: "Hiala Sasatra" 🔥🧳🚙"

08/07/2026

Tsy milamina ilay zaza snbvy 😂🥲🥲💔.

02/07/2026

😕ah la la😭😭🤣🤣

Aza adino ny Clip ntsika rampitso 😉

Bongo2 sy mena aby Mason-tegna aketo mandigny Clip ny Ala Antitra 😭😂Aza adino ny fotoana an-tsika, amin’ny Zoma 03 july,...
29/06/2026

Bongo2 sy mena aby Mason-tegna aketo mandigny Clip ny Ala Antitra 😭😂

Aza adino ny fotoana an-tsika, amin’ny Zoma 03 july, Clip Video lyrics full version ny ALA ANTITRA, manantena partage misy2 avy aminareo aho amin’io 😉⌛️⏳

28/06/2026

Important ANNOUNCEMENT:
Hivoaka amin'ny 03 JOLAY ny full version clip ALA ANTITRA 🔥⌛ keep updated and stay tuned ⌛

Address

Lot VB 8AA Ambatoroka
Ambanidia
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Serviak posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category