25/12/2025
🇲🇬 ✨ Tratry ny Krismasy ✨
Mankalaza ny nahaterahan’i Jesosy, fahazavana sy fiadanana ho an’izao tontolo izao isika anio 🤍
“Voninahitra ho an’Andriamanitra… ary fiadanana ho etỳ an-tany!” — Lioka 2:14 ✝️
Enga anie ny hafaliana sy ny hira no hameno ny fonareo 🎼
🇨🇵 ✨ Joyeux Noël ! ✨
Nous célébrons la naissance de Jésus, lumière et paix du monde 🤍
« Gloire à Dieu… et paix sur la terre ! » — Luc 2:14 ✝️
Que la joie de Noël résonne dans vos cœurs et dans vos chants 🎤🎼
Chorale FAHAZAVANA 🎶