Malagasy Sound Of Glory

Malagasy Sound Of Glory Kontaktinformationen, Karte und Wegbeschreibungen, Kontaktformulare, Öffnungszeiten, Dienstleistungen, Bewertungen, Fotos, Videos und Ankündigungen von Malagasy Sound Of Glory, Kunst, Heusingerstraße 1 Nied, Frankfurt am Main.

23/08/2026

🪉Hira t@ fitoam-pivavahana iraisam-pinoana🎚

🎶Way maker

08/08/2026

"Aza matahotra ianao, fa momba anao Aho; Ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao" — Isaia 41 : 10

Ampifitia :Soa Jesoa fa teo Ianao 🎶
🪉Hiran’ny Choral cult :08.8.2026

27/06/2026

"Raha ny oloko izay nantsoina amin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana ny taniny". — II Tantara 7 : 14❤️🙏

Fankalazana ny fetim-pirenena Malagasy 🇲🇬🎆

07/06/2026

🤗Ka mirary anao ho tahian'Andriamanitra
🙏Tononiko aminao ny fahatsaran'ny lanitra
😇Ny fanotronany no hanotrona anao
✨️Ka ny heriny ho herinao🎶🎶

🤗Misaotra Andriamanitra lehibe izay ato amin’ny Choral MSG🙏 ,nomeny indray ity fotoana androany ity,🥰nahafahanay niara-nifampitondra am-bavaka taminareo
Izy Andriamanitra anie samy hitahiry antsika eo ambany fahasoavaNy

29/05/2026

📍✨️🤗Tonga indray ity ny fotoana hanatanterahatsika ny Louange andiany faharoa ny Alahady 7 juin @ a partir 12h ho avy izao ,
✅️ho tanterahina ao Heusingerstrasse 1 Nied ,
Entano ny namana 🤗

Tahin’ Jesosy daholy🥰

Tongava Maro🙏🤗✨️

Pentecôte 24.05.2026 🪽🎚Christuskirch Nied
25/05/2026

Pentecôte 24.05.2026 🪽
🎚Christuskirch Nied

24/05/2026

🕊Frohe Pfinsten🎚

📍Christuskirch Nied

18/05/2026

🤗✨️Nahafinaritra ny fiarahana tamin’ny tarika Ny Ako ny Alahady 17.mey lasa teo...
🙏Isaorana lehibe Izy Andriamanitra nahatanteraka ny fotoana🌸

12/04/2026

This is the air i breathe

P***a 11.04.2026

Adresse

Heusingerstraße 1 Nied
Frankfurt
65934

Website

Benachrichtigungen

Erfahren Sie als Erste/r von Neuigkeiten und Aktionen: Wir schicken Ihnen eine E-Mail, wenn Malagasy Sound Of Glory etwas veröffentlicht. Ihre E-Mail-Adresse wird für keinen anderen Zweck verwendet, und Sie können sich jederzeit abmelden.

Verknüpfungen

Teilen

Kategorie