Bazary Gasy Tour

  • Home
  • Bazary Gasy Tour

Bazary Gasy Tour le rendez-vous incontournable des saveurs de Madagascar et de l' artisanat ici au CANADA

05/09/2026
04/09/2026

🍀 Ny sakafo dia manan-danja be eo amin'ny fiainantsika
🍀 Ny sakafo malagasy izay ankafizintsika (hahitantsika ireo vokatra hoentin'ny Job & Olga - Traiteur )
🍀 Ny Malagasy mifanohana amin'ny lafiny rehetra

👉👉 Maro ny tiana ambara ny amin'ny fanentanana fa tongava maro ... 🙏

✅Mirary faran'ny herin'andro finaritra ho antsika rehetra izahay !

🌟Miaraka mandroso, miaraka tafita 🌟

-------------------------------------------------------------------------------------------

La nourriture occupe une place très importante dans notre vie. 🌿

🍀 La cuisine malgache que nous aimions tant, avec les délicieux produits que vous pourriez découvrir auprès de Job & Olga – Traiteur.

🍀 Les Malgaches qui se soutiennent et s’entraident dans tous les domaines.

👉👉 Il y a tant de belles choses à partager et à découvrir à travers cette initiative… Alors, venez nombreux ! 🙏

✅ Nous vous souhaitons à toutes et à tous une merveilleuse fin de semaine !

🌟 Ensemble, avançons ; ensemble, réussissons ! 🌟

02/09/2026

✅ Volana vaovao
✅ Tanjona vaovao na tanjona mitohy
✅ Fomba fijery miabo
✅ Fahaizana mihaina miaraka
✅ FITIAVANA, FIFANAMPIANA, FIRAISANKINA

👉 Manome fotoana anao ihany koa ny Sucré Salé amin'ny 19 septambra izao, hanome ny tsara indrindra hatrany.

🍀 Maimaim-poana ny fotoana antsika...

🌟Miaraka mandroso, miaraka tafita🌟

31/08/2026

📍📍 Efa mifarana sahady ny volana aogositra,
efa maika ihany koa ny handray ny vola vaovao septambra...

✅ Ity vidéo mamy kely ity no hanairanay anareo rehetra indray hoe amin'ny 19 septambra ilay miantsena an!!

Miaraka amin'ny MIOCRÉA Miora Rasolondraibe

Mirary herin'andro feno fitahiana ho antsika rehetra!

---------------------------------------------------------------------❤️❤️❤️❤️

Le mois d’août touche déjà à sa fin,
et nous avons tous hâte d’accueillir le nouveau mois de septembre… ✨

✅ À travers cette petite vidéo, nous vous rappelons que le grand rendez-vous Bazary Gasy Tour Montréal est le 19 septembre ! 🛍️❤️

Rendez-vous avec MIOCRÉA parmi des exposants...

🍀Miaraka Mandroso, miaraka tafita...🍀

Address

Montreal

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bazary Gasy Tour posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your establishment to be the top-listed arts & entertainment?

Share