01/07/2026
ASARAMANITRA noho ny faha-66 taonan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. 🇲🇬
Andro iray feno hafaliana sy firaisankina no niarahana nankalaza. Na dia lavitra ny tanindrazana aza izahay, dia mbola mirehareha hatrany amin’ny maha-Malagasy ✊🏼
Isaorana ny ao ambony noho izay rehetra tontosa, ary fisaorana lehibe ho an’ny MEG – Malagasy Eto Granby, sy ho an’ny rehetra izay nandray anjara sy nizara ity fotoana sarobidy ity ❤️🙏🇲🇬
Mpikirakira : Victor Ramaha Marie Jomanah Oli Florence
DJ & Vidéaste : Tojonirina Christian Randrianarison & Jicke Nem's